Ilay nosiko
Rédigé le Dim 03 Juin, 2007 21:41:45 

Na lavitra aza aho, tsy manadino anao
Fa toy ny reny nitaiza, tsy adino n'aiza n'aiza
Fa nahitako masoandro, Tiako sy mamiko
Tadidiko isan'andro, Tiako ny taniko
*J'y étais... hihi*
1
feedback
1 - posté par tsyki le Lun 04 Juin, 2007 10:59:10
nga ndry tany?
ka tany anie ilay nolazaiko teo e?hay lahady njy no tany satria tsy nadefa ilay nosy izy sabotsy